HAGNAIA IHA? (Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka Morondava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsika longo mba miheveraFa Jesosy avao ro fiaigna
Tany etoy lahy tsy hentehera
Safidio soa gny lala hombanao e, aia?
Hagnaia, hombaia iha?
Hagnaia gny hombanao e?
Hagnaia, hombaia iha?
Fa Jesosy atoroko anao e, soa
Tsy ho tandregna amin’ny raty atao e
Fa Devoly io hamandrike anao e
Ka toliho koa am’i Jesosy
Fiadana homeny ho anao e, soa
Hagnaia, hombaia iha?
Hagnaia gny hombanao e?
Mipolia, ndao molia iha
Fa Jesosy miamby gny hiavianaoe, avao
Mimpolia, mimpolia iha
Ndao molia am’i Jesosy
Mimpolia, ndao molia iha
Fa Jesosy miamby gny hiavianao e, avao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka MorondavaVangy : 641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : neraniaina
Daty : 15/03/2022 20:47