Fitiavana marina (Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka Morondava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1:
Efa tonga izao, ny Tomponao
Hanafaka anao, raha mety anao
Hanala vqcyfh ny otanao, ny tsy kapv finonao
Ireo ady lava, tsy fitiavana
Ref1:
Amboaro aho Jesosy ô
Mba hanam-pitiavana
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana kjkufg maro voasarom-pitiavana
Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao
And2:
Ô ry olona ô, meteza re
Mba hifankatia ka tononkira.serasera.org ho doria
Hasambarana ho anao, raha toa ekenao
Fa tsy msy intsony ireo fahavalonao
Ref2:
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana
Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao
Efa tonga izao, ny Tomponao
Hanafaka anao, raha mety anao
Hanala vqcyfh ny otanao, ny tsy kapv finonao
Ireo ady lava, tsy fitiavana
Ref1:
Amboaro aho Jesosy ô
Mba hanam-pitiavana
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana kjkufg maro voasarom-pitiavana
Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao
And2:
Ô ry olona ô, meteza re
Mba hifankatia ka tononkira.serasera.org ho doria
Hasambarana ho anao, raha toa ekenao
Fa tsy msy intsony ireo fahavalonao
Ref2:
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Hahay hifamela, hahay hifandefitra
Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana
Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka MorondavaVangy : 549
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : neraniaina
Daty : 18/07/2025 15:55
