TSENAO GNAMPANDOMBA (Velo sinisiny) (Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka Morondava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velo sinisiny gnainay (nahazo)
Ingo Jesosy bakao
Mba hamonjy antsika
Be havoa

Ka tsenao Jesosy
Mpanjaka, ny Mpanjaka
Naterake, mba hamonjy izao tontolo izao
Ho antsika

Aia tsika longoko e (tsy ho tara)
Andao mirengea
Ka lombao, masika
Gn’ampandomba

Ka tsenao Jesosy
Mpanjaka, ny Mpanjaka
Naterake, mba hamonjy izao tontolo izao
Ho antsika

Andao ndao tsika, andao ndao tsika
Ka tsenao, masika gnampandomba
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka Morondava
Visites : 117
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : neraniaina
Date : 09/09/2025 11:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0178