SAMBATRA (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! sambatra izay tia sy manaja ireo majinika
Fa valisoa no miandry azy indray
Any an-danitra
Ilay fiainana mandrakizay
Ilay fiainana mandrakizay
 
Fiverenana:
Ny marina tsy mba hofaty
Mandrakizay doria
Manaova ny soa hatrany hatrany
Ho velona mandrakizay any an-danitra
 
E! sambatra izay tia mizara ho tononkira.serasera.org an’ny namana
‘Zay hany mba kely eo an-tanana
Fa xjvwokhm any an-danitra
Tsy ho noana ianao mandrakizay
Tsy ho noana ianao mandrakizay
 
 
Auteur et compositeur : RAMAROLAHY zgmyqd Andrianome Gerard gflf

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296