Mibebaha (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto imasonareo no ilazako fa,
tsy misy mihaotra ilay Andriamanitra
Nahitako fahasoavana lehibe tokoa,
ny mialoka eo anilany
Be ny hubxmmz olana izay nianjady Tamiko,
mahakivy raha tantaraina
Tsy misalasala Izy namely ny antsoko,
raha niondrika aho nivavaka.
Fiverenana:
Ny Tompo miantso anao, miantso antsika
Lay mpanjaka mandrakizay ao jqrdocx paradisa
Mba hiaina am-piadanana sy an-kafaliana
Ny lalana tsara no indro, andao hizorantsika
❖ Tsy ho sasatra mokfrrmt aho ny hanafatra,
fa Jesoa anie ka nijaly
Nefa noho ny otantsika no nahatonga izany,
koa tononkira.serasera.org mba mihevera ihany re
Aoka isika hiverina sy hibebaka,
mba handova ilay lapa tsara
Ka ho velona mandrakizay anilany,
sy hihoby ny aleloia.
Koa malakia manaraka Azy
Aza mangataka andro ianao.
tsy misy mihaotra ilay Andriamanitra
Nahitako fahasoavana lehibe tokoa,
ny mialoka eo anilany
Be ny hubxmmz olana izay nianjady Tamiko,
mahakivy raha tantaraina
Tsy misalasala Izy namely ny antsoko,
raha niondrika aho nivavaka.
Fiverenana:
Ny Tompo miantso anao, miantso antsika
Lay mpanjaka mandrakizay ao jqrdocx paradisa
Mba hiaina am-piadanana sy an-kafaliana
Ny lalana tsara no indro, andao hizorantsika
❖ Tsy ho sasatra mokfrrmt aho ny hanafatra,
fa Jesoa anie ka nijaly
Nefa noho ny otantsika no nahatonga izany,
koa tononkira.serasera.org mba mihevera ihany re
Aoka isika hiverina sy hibebaka,
mba handova ilay lapa tsara
Ka ho velona mandrakizay anilany,
sy hihoby ny aleloia.
Koa malakia manaraka Azy
Aza mangataka andro ianao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaHits : 224
Likes : 0 Like
Created by : hubertoepala
Date : 12/02/2026 17:24
