HIHIRA AHO (Fanevan'ny faha 25 taona) (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Fa mbola hihira aho ho fiderana Anao
Fa mbola hihira aho ho fiderana Anao Raiko ô
Fa mbola hihira aho, hihira aho ho fiderana
Ho fideranana Anao
Fa mbola hihira aho, hihira aho ho fjbqzb fiderana
Ho fideranana Anao
 
1) Ry Andriamanitra tsy toha (oh, oh, oh)
Lehibe ny Voninahitrao (oh, oh, oh)
Ampelatananao ny fiainanay (oh, oh, oh)
Sy ny asa maro mbola miandry anay Tompo
Fa tononkira.serasera.org lehibe ny hasoavanao
 
2) Mahafinaritra tokoa (oh, oh, oh)
Ny qklzfp ao an-tranonao ry Ray (oh, oh, oh)
Fa feno antsa fideranana Anao (oh, oh, oh)
Ka satrinay ny hidera sy hankalaza Anao
Fa lehibe ny hasoavanao.
 
3) Ry tompo Zanahary ô (oh, oh, oh)
Nitantana hatramin’izay (oh, oh, oh)
Tantano hatrany izany dianay (oh, oh, oh)
Ny lalana izay mbola hombanay Tompo
Fa iqzkr lehibe ny hasoavanao.
 
4) Mahasondriana tokoa (oh, oh, oh)
Ny halehiben’ny fitiavanao (oh, oh, oh)
Fitiavana izay mampiaina indray (oh, oh, oh)
Sy mampiaina hatrany ny fiangonanao
Ka rariny izahay raha hidera Anao.
 
Auteur : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
Compositeurs : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat et  RAMAROLAHY Andrianome Gerard

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469