JESOSY NO LALANA (Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao amin'i Jesosy ihany no misy ny làlana,
Ao amin'i Jesosy ihany no fahamarinana,
Ao amin'i Jesosy ihany no misy ny fiainana
csppobtq Ao Aminy ihany no antoka hahavonjy ahy izany. (in-2)
Moa ve mba henonao izao antso izao?
Moa ve mba fantatrao ny fitiavany anao?
Moa ve mba noraisinao ny namonjeny anao?
Tapao ny hevitrao izao dieny izao Jeso miandry anao.(in-2)
Azo tttgfby antoka ny famonjena izay nataony ho ahy sy ho anao
Efa vita ny fanekena hoan'izao tontolo izao,
Ny Ràny no manadio io fahotantsika io;
Mandehana ambarao, torio dieny izao fa voavonjy ianao. (in-2)
Ao Aminy ihany no tononkira.serasera.org antoka hahavonjy ahy izany
Tapao ny hevitrao izao dieny izao Jeso miandry anao
Mandehana ambarao, torio dieny izao fa voavonjy ianao. ooooo
tehryfw CHORALE MAROMIZAHA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF)Vangy : 1233
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fraiderica2018
Daty : 19/02/2019 08:24