Ireo adalana (Chorale Feon'ny Fanahy Masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ireo adalana sy fahotana
Izay ninianay natao zkyumfae e
Tsy mba nanaraka ny Teninao
F'izay tinay no natao
Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà tononkira.serasera.org fo aminay
2- Fiavonavonana sy fialonana
Izay mameno ny fonay
Fitiavan-tena, hafetsifetsena
Ifonanay aminao
Kristy ô, mamindrà fo aminay e
Kristy ô, mamindrà fo aminay
3- Amindrao fo re fa diso izahay
Koa avelao pric ny helokay e
Tena mifona e, vnmpiyo mivalo koa
Mamelà ny otanay
Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà fo aminay
Izay ninianay natao zkyumfae e
Tsy mba nanaraka ny Teninao
F'izay tinay no natao
Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà tononkira.serasera.org fo aminay
2- Fiavonavonana sy fialonana
Izay mameno ny fonay
Fitiavan-tena, hafetsifetsena
Ifonanay aminao
Kristy ô, mamindrà fo aminay e
Kristy ô, mamindrà fo aminay
3- Amindrao fo re fa diso izahay
Koa avelao pric ny helokay e
Tena mifona e, vnmpiyo mivalo koa
Mamelà ny otanay
Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà fo aminay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fanahy MasinaVangy : 718
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Scia
Daty : 12/06/2024 06:56
