Fanahy Masina (Chorale Feon'ny Fanahy Masina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fanahy Masina o, Fanahy mahery
Midina aminay ianao
Hampanjaka sy Hampiray
Izahay tanoranao
Ninoninona izay ataonay
Dia tsy ho tanteraka avokoa
Raha tsy ianao no miaraka aminay
Dia ho tononkira.serasera.org zava-poana izay rehetra atao

Réf: Ka raha ny herinay foana
Dia tsy afaka hanatontosa izany
Fa ny herinao anie
Hombanay anay @ zay aleha
Ninoninona zay hanjo
Na mora na ho sarotra koa
Matoky aho fa manana anao
Hiaro sy hitantana anay

2- Fanahy Masina o, Fanahy mahery
Omeo fahendrena izahay
Hanavaozanay ny ara-panahinay
Ho masim-piainana
Sy handraisanay anjara masina
Eo @ Fiangonanay
Satria ny herinao ymjigj no miasa hatrany
Hanavaozanay ny fiainanay

3- Fanahy Masina o, Fanahy mahery
Mba omeo anay
Ny Fanahy mahay miray
Hifampizarazara ny soa
Hifankatia hatrany, tsy hisaratsaraka
Fa tena yswyaeki mpianatry Kristy
Hampiely ny hafatrao phmaj an-kira
Eran'ny vazan-tany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fanahy Masina
Visites : 364
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Scia
Date : 23/05/2025 23:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305