Ireo adalana (Chorale Feon'ny Fanahy Masina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ireo adalana sy fahotana
Izay ninianay natao e
Tsy mba nanaraka ny Teninao
F'izay tinay no natao

Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà fo aminay

2- Fiavonavonana sy fialonana
Izay mameno ny fonay
Fitiavan-tena, hafetsifetsena
Ifonanay aminao

Kristy ô, mamindrà fo aminay e
Kristy ô, mamindrà fo aminay

3- Amindrao fo re fa diso izahay
Koa avelao ny helokay e
Tena mifona e, mivalo koa
Mamelà ny otanay

Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà fo aminay
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Feon'ny Fanahy Masina
Hits : 156
Likes : 0 Like
Created by : Scia
Date : 12/06/2024 06:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1035