Inona ny soa azon'olona (Chorale Feon'ny Fanahy Masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ny soa azon'olona raha cgpte mahazo zao tontolo izao izy nefa very anie very ny fanahiny
1- Ny fananam-bola sy ny harena tsy mitondra mankaiza
Fa mampirehareha ary koa mampiavona
Raha azonao ny laza, azonao ny dera eto ambonin'ny tany
Fa ny fanahy tsy hiditra any andanitra akory
2- Izay tena tia mahafoy ny ainy ho an'ny sakaizany
Mifankatiava f'izany no didy vaovao
Fa raha manampy cclie ny mahantra ianao ary koa ny madinika
Dia izaho no anaovanao izany hoy Jesoa
3- tononkira.serasera.org Raha misy te hanaraka ahy aoka izy handà ny tenany
Sy hitondra ny hazo fijaliany
F'izay te hamonjy ny ainy dpgl no hahahery azy
Ary izay ahafoy azy noho ny amiko no ahazo azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fanahy MasinaVangy : 376
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Scia
Daty : 23/05/2025 22:55