Hetraketraky (Chorale Feon'i Lotera Androvabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hetraketrak’ireo Satana sy ireo karazampahotana, no nandavo ny zanak’Isiraely
Nilomano tononkira.serasera.org filan’ny nofo fijanganjangana, hamamona sady A/try ny ombilahy volamena
(Nalahelo mafy Jehovah, ka naniraka ny Zanany hamonjy ireo very...)
Nijaly nangirifiry,
niaritsy tety an-tany
Hianao Jesosy ciovygwm be fitia
Ny fitiavany ho ahy sy ho anao
Ka nalatsaka ny Tomponao
Ho fanavotany izao xiyg tontolo izao
(Foko fmnbtrqd miorin’ Aminao Jeso, na dia rava ny vatako de hitsangan’eo ambonin’ny vovoka...)
Nijaly nangirifiry,
niaritsy tety an-tany
Hianao Jesosy be fitia
Ny fitiavany ho ahy sy ho anao
Ka nalatsaka ny Tomponao
Ho fanavotany izao tontolo izao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'i Lotera AndrovabeVangy : 212
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Merlin777
Daty : 13/05/2026 08:36