Voninahitra (Chorale Feon'ny Lotera Androvabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra anie, ho Anao Ndrianagnahary eFa fitahiam-be, nomenao ho anay ny andro anio izao
Vola nomenao e, sy tombon'andro, fahasalamana a
Hazahoanay miantso, sy midera ny Anaranao
Indreto izahay Ndragnahary e, manday gny tarainay Aminao ô hôhôoo
Fa halan'ny devoly hilitsy ao ambalanao ao...
Nidina Ilay Zanakao, Izay Mpiarakandro Mpamory gn'Omby e
Dia Jesô Kristy Mpamory gn'Ombinao izay nania a
Ô ry hava malala mitandrema indro ilay famantara a...
Lafa mba ken'I Jesosy miverena ambalan'ny Tomponao ao
Malotolotoloto gny tany anjakan'ny devoly Ndrianagnahary e
Ndra gny mpilongo mialy, mifamono tsy mifandeve maty e
Indreto izahay Ndragnahary e, manday gny tarainay Aminao ô hôhôoo
Fa halan'ny devoly hilitsy ao ambalanao ao...
Ô ry hava malala mitandrema indro ilay famantara a...
Lafa mba ken'I Jesosy miverena ambalan'ny Tomponao ao
Voninahitra anie, ho Anao Ndrianagnahary e
Fa fitahiam-be, nomenao ho anay ny andro anio izao
Vola nomenao e, sy tombon'andro, fahasalamana a
Hazahoanay miantso, sy midera ny Anaranao
Voninahitra anie, ho Anao Ndrianagnahary e
Fa fitahiam-be, nomenao ho anay ny andro anio izao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Lotera AndrovabeVangy : 27
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Merlin777
Daty : 28/03/2025 14:57