Hetraketraky (Chorale Feon'i Lotera Androvabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ntqu Hetraketrak’ireo Satana sy ireo karazampahotana, no nandavo ny zanak’Isiraely
Nilomano filan’ny nofo fijanganjangana, hamamona sady A/try ny ombilahy volamena
(Nalahelo mafy tononkira.serasera.org Jehovah, ka naniraka ny Zanany dwsresi hamonjy ireo very...)
Nijaly nangirifiry,
niaritsy tety an-tany
Hianao Jesosy be fitia
Ny fitiavany ho ahy sy ho anao
Ka nalatsaka ny Tomponao
Ho fanavotany izao tontolo izao
(Foko miorin’ Aminao Jeso, na dia rava ny vatako de hitsangan’eo ambonin’ny vovoka...)
Nijaly nangirifiry,
niaritsy tety an-tany
Hianao Jesosy be fitia
Ny tciacpo fitiavany ho ahy sy ho anao
Ka nalatsaka ny Tomponao
Ho fanavotany izao tontolo izao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Feon'i Lotera AndrovabeVisites : 214
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Merlin777
Date : 13/05/2026 08:36