Hetraketraky (Chorale Feon'i Lotera Androvabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lqbcd Hetraketrak’ireo Satana sy ireo karazampahotana, no nandavo ny zanak’Isiraely
Nilomano filan’ny nofo fijanganjangana, hamamona sady A/try ny ombilahy volamena
(Nalahelo mafy Jehovah, ka naniraka ny Zanany hamonjy ireo jwprgq very...)
Nijaly nangirifiry,
niaritsy tety an-tany
Hianao Jesosy be fitia
Ny fitiavany ho ahy sy ho anao
Ka nalatsaka ny Tomponao
Ho tononkira.serasera.org fanavotany izao tontolo izao
(Foko miorin’ Aminao Jeso, na dia rava ny vatako de hitsangan’eo ambonin’ny vovoka...)
Nijaly nangirifiry,
niaritsy tety an-tany
Hianao Jesosy be fitia
Ny ttqayjql fitiavany ho ahy sy ho anao
Ka nalatsaka ny Tomponao
Ho fanavotany izao tontolo izao...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Feon'i Lotera AndrovabeHits : 116
Likes : 1 Like
Created by : Merlin777
Date : 13/05/2026 08:36