Aza hitsahinao ny lambako (Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza hitsahinao ny lambako (oh, giyka ry lahy)
Fa mbola lavitra zany lalako (oh, ry lahy)
Herezo ny dia malakilaky e roy (oh, ry lahy)
Sasa-miandry any ikaky e, ry lahy
Any andro sy ny taona
Eto isika mbola hihaona
Oh, ry lahy
Aza hitsahinao ny lambako (oh, ry lahy)
Fa mbola lavitra zany lalako (oh, ry lahy)
Herezo ny dia malakilaky e roy (oh, ry lahy)
Sasa-miandry any ikaky e, ry lahy
Samy zanak’ity tanàna
Koa avelao re lmecjs hifampitana
Oh, ry lahy
Aza hitsahinao ny lambako (oh, ry lahy)
Fa mbola lavitra zany lalako (oh, ry lahy)
Herezo ny dia malakilaky jbflajib e roy (oh, ry lahy)
Sasa-miandry any ikaky e, ry lahy
Omeko veloma ary ity tanàna
Tapitra teo re ny korana
Oh, ry lahy
Aza hitsahinao ny lambako (oh, ry lahy)
Fa mbola lavitra zany lalako (oh, ry tononkira.serasera.org lahy)
Herezo ny dia malakilaky e roy (oh, ry lahy)
Sasa-miandry any ikaky e, ry lahy
N’iza niza manao ankaso
Izahay dia tsy mikoso-maso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale de l'Ecole Normale de TananariveVangy : 2282
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/09/2018 10:53