Aza hitsahinao ny lambako (Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza hitsahinao ny lambako (oh, ry lahy)Fa mbola lavitra zany lalako (oh, ry lahy)
Herezo ny dia malakilaky e roy (oh, ry lahy)
Sasa-miandry any ikaky e, ry lahy
Any andro sy ny taona
Eto isika mbola hihaona
Oh, ry lahy
Aza hitsahinao ny lambako (oh, ry lahy)
Fa mbola lavitra zany lalako (oh, ry lahy)
Herezo ny dia malakilaky e roy (oh, ry lahy)
Sasa-miandry any ikaky e, ry lahy
Samy zanak’ity tanàna
Koa avelao re hifampitana
Oh, ry lahy
Aza hitsahinao ny lambako (oh, ry lahy)
Fa mbola lavitra zany lalako (oh, ry lahy)
Herezo ny dia malakilaky e roy (oh, ry lahy)
Sasa-miandry any ikaky e, ry lahy
Omeko veloma ary ity tanàna
Tapitra teo re ny korana
Oh, ry lahy
Aza hitsahinao ny lambako (oh, ry lahy)
Fa mbola lavitra zany lalako (oh, ry lahy)
Herezo ny dia malakilaky e roy (oh, ry lahy)
Sasa-miandry any ikaky e, ry lahy
N’iza niza manao ankaso
Izahay dia tsy mikoso-maso
Oh, ry lahy
Aza hitsahinao ny lambako (oh, ry lahy)
Fa mbola lavitra zany lalako (oh, ry lahy)
Herezo ny dia malakilaky e roy (oh, ry lahy)
Sasa-miandry any ikaky e, ry lahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale de l'Ecole Normale de TananariveVisites : 1438
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/09/2018 10:53