Torotoro (Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive)

https://tononkira.serasera.org/hira/chorale-de-lecole-normale-de-tananarive/torotoro-1

Torotoro ho’aho ilay vato nandiavana
Tapaka eto ho’aho ilay andry niankinana ô
Torotoro ka nolaingolaingosana
Tapaka eto ilay Tsiky dia ampynantenaiko, dada ô

Ô ô ô ny masoandro milentika mbola antoandro ho’aho
Fa ny aty maizim-bolana ô
Adala samirery anie aho raha tsy hendry amin’ izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive
Mpamaky : 574
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 12:22:57
ID : 10933

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo