Vakansy (Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao ilay ora, veloma fa hisaraka
He tonga indray izany kmhbtqqx fodiana
Tsy ho ela akory fa hiala vizaka
Veloma re ilaozako ianao
Ref : O ry sekoly maminay
Tsy ho ela tsy ho mandrakizay
Fa hody aloha sao caol voa ny loha
Ka tsofy rano izahay
Ry boky ô ry ranomainty sy kahie
Hisaraka handeha izahay
Indramiko ianareo lakire
Veloma re, mandra-pihaona indray
Veloma koa ianareo mpampianatra
Niitaiza anay naharitra anay tokoa
Ka aoka aloha hody tononkira.serasera.org oblth f’efa sasatra
Veloma re, veloma samy ho soa
He tonga indray izany kmhbtqqx fodiana
Tsy ho ela akory fa hiala vizaka
Veloma re ilaozako ianao
Ref : O ry sekoly maminay
Tsy ho ela tsy ho mandrakizay
Fa hody aloha sao caol voa ny loha
Ka tsofy rano izahay
Ry boky ô ry ranomainty sy kahie
Hisaraka handeha izahay
Indramiko ianareo lakire
Veloma re, mandra-pihaona indray
Veloma koa ianareo mpampianatra
Niitaiza anay naharitra anay tokoa
Ka aoka aloha hody tononkira.serasera.org oblth f’efa sasatra
Veloma re, veloma samy ho soa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale de l'Ecole Normale de TananariveHits : 2494
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:03
