TSARA ANDRIAMANITRA (Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara Jehovah Andriamanintsika zareo ka deraoTsy mety lany ny fahasoavany
Atolory Azy ny voninahitra ary ny haja
Omeny antsika izao ny fitiavany
Iza moa no nanao izao rehetra izao? (Jehovah)
Iza moa no miady ho antsika izao? (Jehovah)
Iza moa no sahirana amintsika? (Jehovah)
Iza moa no mitantana antsika? (Jehovah)
Ka hoy aho hoe:
Tsara Jehovah Andriamanintsika zareo ka derao
Tsy mety lany ny fahasoavany
Atolory Azy ny voninahitra ary ny haja
Omeny antsika izao ny fitiavany
Tsara Jesosy Andriamanintsika zareo ka derao
Tsy mety lany ny fahasoavany
Atolory Azy ny voninahitra ary ny haja
Omeny antsika izao ny fitiavany
Iza moa no nanao izao rehetra izao? (Jesosy)
Iza moa no miady ho antsika izao? (Jesosy)
Iza moa no sahirana amintsika? (Jesosy)
Iza moa no mitantana antsika? (Jesosy)
Ka hoy aho hoe:
Tsara Jesosy Andriamanintsika zareo ka derao
Tsy mety lany ny fahasoavany
Atolory Azy ny voninahitra ary ny haja
Omeny antsika izao ny fitiavany
Tsara jehovah Andriamanitsika zareo ka derao
Omeny antsika izao ny fitiavany!
A/C: Andriamahefason Jacky
Chorale Ampitatafika firaisankina
Tous droits réservés
C.2015
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAFVangy : 1972
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Chorale Ampitatafika Firaisank
Daty : 12/08/2016 13:42