Veloma (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny fotoana voafetra
Handaozako ny namako rehetra
Afeniko irery ato am-poko
Ny alahelo sy ny sentoko
Veloma re!Veloma mbola hihaona
lripr Tsy ho ela akory,dia hiaraka indray
Veloma re!Veloma mbola hihaona
tononkira.serasera.org Miandry anao(2) ’zahay.
Fahatsiarovako tsy mety maty
Mipetraka,milevina ato anaty,
Ny tenako irery atxyit no any
Fa ny foko dia mbola eto ihany
Veloma oscck re!..........
Fahatsiarovana an-dramose.Mbola hihaona ihany....
Handaozako ny namako rehetra
Afeniko irery ato am-poko
Ny alahelo sy ny sentoko
Veloma re!Veloma mbola hihaona
lripr Tsy ho ela akory,dia hiaraka indray
Veloma re!Veloma mbola hihaona
tononkira.serasera.org Miandry anao(2) ’zahay.
Fahatsiarovako tsy mety maty
Mipetraka,milevina ato anaty,
Ny tenako irery atxyit no any
Fa ny foko dia mbola eto ihany
Veloma oscck re!..........
Fahatsiarovana an-dramose.Mbola hihaona ihany....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Vangy : 5044
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bafota
Daty : 06/12/2007 19:11
