Antsika irery (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao indray hovangiana
Ny fahiny mamintsika
Ilay toerana mangina
Natao, natao ho antsika.
Ny hanadino trvkclu tsy ho haiko
Ato am-poko tsy very
Tiako sy lalaiko
Satria antsika, antsika irery.
Tsy nampaninona antsika akory
Ny fanala sy hatsiaka
Nanantena fa hanangoly
Ny tsirim-pitiavantsika.
Andao indray hovangiana
Ny fahiny mamintsika
Ilay toerana mangina
Natao,natao ho antsika.
Ny hanadino tsy ho haiko
Ato am-poko tsy very
Tiako sy lalaiko
Satria antsika, antsika irery.
Sangisangy sy ireo iiexyq kalokalo
Tantara niaraha-niomehy
Nampitodika ireo mpandalo
Moa tadidinao ve ?
Teo nanaovantsika dina
Ny voady sy toky vtns mamy
Ka na sento na hafaliana
Niarahantsika hatrany.
Raha iny tsy tafaray
Ny amiko sy ianao
Meteza kely tononkira.serasera.org indray ny lasa
Hifoha aminao.
Ny fahiny mamintsika
Ilay toerana mangina
Natao, natao ho antsika.
Ny hanadino trvkclu tsy ho haiko
Ato am-poko tsy very
Tiako sy lalaiko
Satria antsika, antsika irery.
Tsy nampaninona antsika akory
Ny fanala sy hatsiaka
Nanantena fa hanangoly
Ny tsirim-pitiavantsika.
Andao indray hovangiana
Ny fahiny mamintsika
Ilay toerana mangina
Natao,natao ho antsika.
Ny hanadino tsy ho haiko
Ato am-poko tsy very
Tiako sy lalaiko
Satria antsika, antsika irery.
Sangisangy sy ireo iiexyq kalokalo
Tantara niaraha-niomehy
Nampitodika ireo mpandalo
Moa tadidinao ve ?
Teo nanaovantsika dina
Ny voady sy toky vtns mamy
Ka na sento na hafaliana
Niarahantsika hatrany.
Raha iny tsy tafaray
Ny amiko sy ianao
Meteza kely tononkira.serasera.org indray ny lasa
Hifoha aminao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Vangy : 4711
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ariary
Daty : 04/11/2003 04:37
