Veloma (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny fotoana voafetra
Handaozako ny namako rehetra
Afeniko irery ato am-poko
Ny alahelo sy ny sentoko
                  Veloma re!Veloma mbola hihaona
                  Tsy ho ela akory,dia hiaraka indray
                  Veloma re!Veloma mbola hihaona
                  Miandry anao(2) ’zahay.
Fahatsiarovako tsy mety maty
Mipetraka,milevina ato tononkira.serasera.org anaty,
Ny tenako irery no uyepc any
Fa ny foko dia mbola ditbugwa eto ihany
                     Veloma re!..........

Fahatsiarovana an-dramose.Mbola hihaona dwlfyrp ihany....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)
Hits : 5045
Likes : 0 Like
Created by : Bafota
Date : 06/12/2007 19:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286