Tsy maninona (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia hozakaiko eny, ary tsy ampiako teny
Sahinao hitompoina fa ny hadisoana
Ny foko tereko, ngkvd ny vavako fefeko
Haiko ihany ny hangina ry necikr olon-tiana
Hoy ianao, tsy vazivazy
mendrika ahy ny sazy
Ny amintsika tononkira.serasera.org aoka ho foana
fa ahy ny hadisoana
Na mahatsiaro mijaly
Eny ninia tsy hamaly
Ny endrikao hajaiko ry lalaiko
(intermède kszxah musical)
Fa raha any andro iray
hahatsapanao indray
fa tsy tamiko foana ny hadisoana
Izaho hanankery hilaza tsy hantery fa
ho ahy irery ny hadisoana
Sahinao hitompoina fa ny hadisoana
Ny foko tereko, ngkvd ny vavako fefeko
Haiko ihany ny hangina ry necikr olon-tiana
Hoy ianao, tsy vazivazy
mendrika ahy ny sazy
Ny amintsika tononkira.serasera.org aoka ho foana
fa ahy ny hadisoana
Na mahatsiaro mijaly
Eny ninia tsy hamaly
Ny endrikao hajaiko ry lalaiko
(intermède kszxah musical)
Fa raha any andro iray
hahatsapanao indray
fa tsy tamiko foana ny hadisoana
Izaho hanankery hilaza tsy hantery fa
ho ahy irery ny hadisoana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Vangy : 4793
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Harilalaa
Daty : 01/03/2006 22:21
