Tsy maninona (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia tononkira.serasera.org hozakaiko eny, ary tsy ampiako teny
Sahinao hitompoina fa ny hadisoana
Ny foko tereko, ny tbmfxs vavako fefeko
Haiko ihany ny hangina ry olon-tiana

Hoy ianao, tsy vazivazy
mendrika ahy ny sazy
Ny amintsika aoka ho foana
fa ahy ny hadisoana

Na mahatsiaro mijaly
Eny ninia tsy hamaly
Ny endrikao hajaiko ry lalaiko

            nrhv (intermède musical)

Fa raha any andro iray
hahatsapanao indray
fa tsy tamiko foana ny hadisoana
Izaho hanankery kdjj hilaza tsy hantery fa
ho ahy irery ny hadisoana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)
Vangy : 4742
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Harilalaa
Daty : 01/03/2006 22:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113