Tsy maninona (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia hozakaiko eny, ary tsy ampiako teny
Sahinao hitompoina fa ny hadisoana
Ny foko tereko, ny vavako fefeko
Haiko ihany ny xjqd hangina ry olon-tiana
Hoy ianao, tsy tononkira.serasera.org vazivazy
mendrika ahy ny sazy
Ny amintsika aoka ho foana
fa ahy ny hadisoana
Na klmzf mahatsiaro mijaly
Eny ninia tsy hamaly
Ny endrikao hajaiko ry lalaiko
(intermède musical)
Fa raha jigxex any andro iray
hahatsapanao indray
fa tsy tamiko foana ny hadisoana
Izaho hanankery hilaza tsy hantery fa
ho ahy irery ny hadisoana
Sahinao hitompoina fa ny hadisoana
Ny foko tereko, ny vavako fefeko
Haiko ihany ny xjqd hangina ry olon-tiana
Hoy ianao, tsy tononkira.serasera.org vazivazy
mendrika ahy ny sazy
Ny amintsika aoka ho foana
fa ahy ny hadisoana
Na klmzf mahatsiaro mijaly
Eny ninia tsy hamaly
Ny endrikao hajaiko ry lalaiko
(intermède musical)
Fa raha jigxex any andro iray
hahatsapanao indray
fa tsy tamiko foana ny hadisoana
Izaho hanankery hilaza tsy hantery fa
ho ahy irery ny hadisoana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Hits : 4741
Likes : 1 Like
Created by : Harilalaa
Date : 01/03/2006 22:21
