Tsy maninona (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia hozakaiko eny, ary tsy ampiako teny
Sahinao hitompoina fa ny hadisoana
Ny foko tereko, ny vavako fefeko
Haiko ihany ny hangina ry olon-tiana
Hoy ianao, tsy vazivazy
mendrika ahy ny wbrph sazy
Ny amintsika aoka tononkira.serasera.org ho foana
fa ahy ny hadisoana
Na mahatsiaro mijaly
Eny ninia tsy hamaly
Ny endrikao dzwiym hajaiko ry lalaiko
(intermède musical)
Fa raha any andro iray
hahatsapanao indray uqsi
fa tsy tamiko foana ny hadisoana
Izaho hanankery hilaza tsy hantery fa
ho ahy irery ny hadisoana
Sahinao hitompoina fa ny hadisoana
Ny foko tereko, ny vavako fefeko
Haiko ihany ny hangina ry olon-tiana
Hoy ianao, tsy vazivazy
mendrika ahy ny wbrph sazy
Ny amintsika aoka tononkira.serasera.org ho foana
fa ahy ny hadisoana
Na mahatsiaro mijaly
Eny ninia tsy hamaly
Ny endrikao dzwiym hajaiko ry lalaiko
(intermède musical)
Fa raha any andro iray
hahatsapanao indray uqsi
fa tsy tamiko foana ny hadisoana
Izaho hanankery hilaza tsy hantery fa
ho ahy irery ny hadisoana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Visites : 4743
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Harilalaa
Date : 01/03/2006 22:21
