Tapak'elatra (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavana
Vetso ihany sisa no voatanisa fa tsy tamana
Tsaroako indray e! ny any aminay
Ireo vorona mody tononkira.serasera.org twkqxo e misodisody mikopak'eny
Ampombaiko veloma fa tsy hay antsoina ikaky sy neny

Toa hitako sary eto anoloana
Mijinja vary am-pamoloana
Ny nanovo rano, miloloa siny
Nitantara angano fony fahiny
cxwpxx Manako moramora toa mankora ny riandrano
Ny nofy e mimaona ny maso foana no manganohano
huabvmd Singan'irery , tsisy mpijery
Herika mifafifafy injany mihamafy manao patrak'ala
Izany foko ato anaty toa tsy raha hatanty fa lavi-malala
La!la!la!la!al!!!!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Vangy : 1583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harymbola
Daty : 13/07/2021 13:43