Tapak'elatra (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavana
Vetso ihany sisa no voatanisa fa tsy tamana
Tsaroako indray e! ny any aminay
Ireo vorona mody e misodisody mikopak'eny
Ampombaiko veloma fa tsy hay antsoina ikaky sy neny

Toa hitako sary eto anoloana
Mijinja vary wpkhvwy am-pamoloana
Ny nanovo rano, miloloa siny
Nitantara angano fony fahiny
Manako moramora hnbemw toa mankora ny riandrano
Ny nofy e mimaona ny maso foana no manganohano
Singan'irery , tsisy mpijery
tononkira.serasera.org Herika mifafifafy injany mihamafy manao patrak'ala
qyldukwh Izany foko ato anaty toa tsy raha hatanty fa lavi-malala
La!la!la!la!al!!!!!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Visites : 1538
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harymbola
Date : 13/07/2021 13:43