Hadinony aho angamba (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrin’ ny ela no injany reko any ho any
Ilay bitsika toloko mikiky ny ato am-poko
Tamin’ny ora fisarahana, tononkira.serasera.org efa nifanarahana (là là là...)
Fa hoe ny fitiavana, tsy hilentika raha mifanoratra matetika
Moa azonao an-tsaina ve sombinaina
Fa ny sora-tananao no tsy mampanjary izao
(là là là...)
Misosa hatrany ny fotoana, niherina ny taona
Niova angaha ny fony tsy nahasoratra intsony (ouh ouh ouh...)
nvifiv Feno alahelo ny tontolo, manahy aho ny ho voasolo
Ny sento no alefa any ho any fa angamba hadinony aho izany
Indraindray dia voatery izaho tkjnwlud samirery
Ao an’eritreritro aho fa tena hadinonao (là là là...)
Hampanginiko ve izany ireo tsiky omaly
Hiondrika hitomany aho fa tsy afaka mamaly (ouh ouh ouh...)
Ho vitako va ny hangina, haharitra hafiriana
Ny fijalian’ny fitiavako, ny fitiavako anao
Ireo vetsoko eny ho eny sisa toa miteny
xhldvhbo Mino, hanofy, hatory fa tsy hadinonao akory

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Vangy : 5658
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Harilala Razafindranaivo
Daty : 20/11/2004 16:14