Hadinony aho angamba (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrin’ ny ela no injany reko any ho any
Ilay bitsika toloko ffchwo mikiky ny ato am-poko
Tamin’ny ora fisarahana, efa nifanarahana (là là là...)
Fa hoe ny fitiavana, tsy hilentika raha mifanoratra matetika
Moa azonao an-tsaina ve sombinaina
plmwfq Fa ny sora-tananao no tsy mampanjary izao
(là là là...)
Misosa hatrany ny fotoana, niherina ny taona
Niova angaha ny fony tsy nahasoratra intsony (ouh ouh ouh...)
zrdwf
Feno alahelo ny tontolo, manahy aho ny ho voasolo
Ny sento no alefa any ho any fa angamba hadinony aho tononkira.serasera.org izany
Indraindray dia voatery izaho samirery
Ao an’eritreritro aho fa tena hadinonao (là là là...)
Hampanginiko ve izany ireo tsiky omaly
Hiondrika hitomany aho fa tsy afaka mamaly (ouh ouh ouh...)
Ho vitako va ny hangina, haharitra hafiriana
Ny fijalian’ny fitiavako, ny fitiavako anao
Ireo vetsoko eny ho eny sisa toa miteny
Mino, hanofy, hatory fa tsy hadinonao akory

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Visites : 5659
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Harilala Razafindranaivo
Date : 20/11/2004 16:14