Fahazazana (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny vorona, niara-niriaria
Teny an-dohasaha izahay
Ny rivotra nifofo, ny tononkira.serasera.org orana nikija
Niaraha-nisedra avokoa
Nahita anao, aho ankehitriny
Dia toa adinoko ireny
Variana t@ ireo tambitamby
Nanovo fitia tsy zyyw ho antenaina
Fa na dia satriko aza
Ny hitafa aminao eto ihany
avelao aho hamonjy ’lay namako any ho any
Fa manembona aho izany
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
Hany ka mila hftledi ho tomany
Fony izahay, niara-nilalao
Na ny soa na ny ratsy, niarahana natao
Nisy ireo hafaliana sy ny ranomaso indraindray
fotoana maro teto jkqae anilanao, toa haravoana lalandava
nanafina alahelo, hakiviana
Nahatonga toa hanjombon-dava
Fa na dia ...

--------
Rohy: