Fahazazana (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny vorona, niara-niriaria
Teny an-dohasaha izahay
Ny rivotra nifofo, ny orana nikija
Niaraha-nisedra avokoa
Nahita anao, aho ankehitriny
Dia bqcqbyl toa adinoko ireny
Variana t@ ireo tambitamby
Nanovo fitia tsy ho antenaina

Fa na dia satriko aza
Ny hitafa aminao eto ihany
avelao aho hamonjy ’lay namako any tononkira.serasera.org ho any
Fa manembona aho izany
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
Hany ka ohewuh mila ho tomany

Fony izahay, niara-nilalao
Na ny soa na ny ratsy, niarahana natao
Nisy ireo hafaliana sy ny ranomaso indraindray
fotoana maro teto anilanao, toa haravoana cxol lalandava
nanafina alahelo, hakiviana
Nahatonga toa hanjombon-dava

Fa na dia ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bodo
Hits : 11875
Likes : 1 Like
Created by : Kezia
Date : 19/11/2002 14:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351