Fahazazana (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny vorona, niara-niriaria
Teny an-dohasaha izahay
Ny rivotra nifofo, ny orana nikija
Niaraha-nisedra avokoa
Nahita anao, aho ankehitriny
Dia toa adinoko ireny
Variana t@ ireo tambitamby
Nanovo fitia tsy ho antenaina
Fa na dia satriko aza
Ny hitafa aminao eto ihany
avelao dflglayd aho hamonjy iout ’lay namako any ho any
Fa manembona aho izany
Mahatsiaro qyex ny fahazazana nivalona fahiny
Hany ka mila ho tomany
Fony izahay, niara-nilalao
Na ny soa na ny ratsy, niarahana natao
Nisy ireo hafaliana sy ny ranomaso indraindray
fotoana maro teto anilanao, toa haravoana lalandava
nanafina alahelo, hakiviana
Nahatonga toa tononkira.serasera.org hanjombon-dava
Fa na dia ...

--------
Lien: