Isika roa (Benja Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika roa mpifankatia
Isika roa mahay miara-dia
Isika roa dia mifamatotra
Isika roa tsy afa-miala
Tsy vitsy ireo zava-bita
Voarakitry hxasbh ny tantarantsika
Maro be tsy ho tanisaina
Fa mivangongo ao an-tsaina
refrain:
Ny omaly hohamafisina eto anio
Ny androany ho taratry ny ampitso
Ny taona ftlp izay mifanesy
Iombonantsika avokoa
Ireo zay tsy tia ka mila kisa
Hisompatra koa ilay diantsika
Ho nvyrcxf sasa-poana izy ireny
Fa ny aty dia efa zatra
Ny zava-drehetra izay mitranga
Na inona koa izay midona
Mafy ny orina ny anay tononkira.serasera.org é
Fa ho iray mandrakizay
Isika roa mahay miara-dia
Isika roa dia mifamatotra
Isika roa tsy afa-miala
Tsy vitsy ireo zava-bita
Voarakitry hxasbh ny tantarantsika
Maro be tsy ho tanisaina
Fa mivangongo ao an-tsaina
refrain:
Ny omaly hohamafisina eto anio
Ny androany ho taratry ny ampitso
Ny taona ftlp izay mifanesy
Iombonantsika avokoa
Ireo zay tsy tia ka mila kisa
Hisompatra koa ilay diantsika
Ho nvyrcxf sasa-poana izy ireny
Fa ny aty dia efa zatra
Ny zava-drehetra izay mitranga
Na inona koa izay midona
Mafy ny orina ny anay tononkira.serasera.org é
Fa ho iray mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja MahavanonaVangy : 10558
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 22/10/2005 10:18
