Manan-kavana (Benja Mahavanona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manan-kavana dia ilay havako izay
tiako sy mamiko mandrakizay
tsy hay hadinoina na oviana oviana
mandrapaha-tonga ilay ora fodiana o! o! o! o!
Havako anie izy zany, havako
ny anarany tsy afaka ato am-bavako

O ry volana any ambony
ny taratrao mba alefaso
hanazava izato fony
hadio izay antsoantso o! o!
dia ilay herinao miserana
hampitony ny fitserana
ka e! e! eny an-dalan’ny fitia aaa
no iarahanay mandrakizay doria aaa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Benja Mahavanona
Vangy : 2578
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : milanao
Daty : 27/05/2006 12:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742