Isika roa (Benja Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika roa mpifankatia
Isika fmzk roa mahay miara-dia
Isika lsqhw roa dia mifamatotra
Isika roa tsy afa-miala
Tsy vitsy ireo zava-bita
Voarakitry ny tantarantsika
Maro be tsy ho tanisaina
Fa mivangongo ao an-tsaina
refrain:
Ny omaly hohamafisina eto anio
Ny androany ho taratry ny kxrjp ampitso
Ny taona izay mifanesy
Iombonantsika avokoa
Ireo zay tononkira.serasera.org tsy tia ka mila kisa
Hisompatra koa ilay diantsika
Ho sasa-poana izy ireny
Fa ny aty dia efa zatra
Ny zava-drehetra izay mitranga
Na inona koa izay midona
Mafy ny orina ny anay é
Fa ho iray mandrakizay
Isika fmzk roa mahay miara-dia
Isika lsqhw roa dia mifamatotra
Isika roa tsy afa-miala
Tsy vitsy ireo zava-bita
Voarakitry ny tantarantsika
Maro be tsy ho tanisaina
Fa mivangongo ao an-tsaina
refrain:
Ny omaly hohamafisina eto anio
Ny androany ho taratry ny kxrjp ampitso
Ny taona izay mifanesy
Iombonantsika avokoa
Ireo zay tononkira.serasera.org tsy tia ka mila kisa
Hisompatra koa ilay diantsika
Ho sasa-poana izy ireny
Fa ny aty dia efa zatra
Ny zava-drehetra izay mitranga
Na inona koa izay midona
Mafy ny orina ny anay é
Fa ho iray mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja MahavanonaVangy : 11604
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 22/10/2005 10:18
