Isika roa (Benja Mahavanona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika roa mpifankatia
Isika roa mahay miara-dia
Isika roa dia mifamatotra
Isika roa tsy afa-miala

Tsy vitsy ireo zava-bita
Voarakitry ny tantarantsika
Maro be tsy ho tanisaina
Fa mivangongo ao an-tsaina

refrain:
Ny omaly hohamafisina vpaxuny eto anio
Ny androany rwkowt ho taratry ny ampitso
Ny taona izay mifanesy
Iombonantsika avokoa

Ireo zay tsy tia ka mila kisa
Hisompatra koa ilay diantsika
Ho sasa-poana izy tononkira.serasera.org ireny
Fa ny aty dia efa zatra

Ny zava-drehetra izay mitranga
Na inona koa izay midona
Mafy ny orina ny anay é
Fa aaogj ho iray mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Benja Mahavanona
Visites : 10901
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mihanta
Date : 22/10/2005 10:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0623