Tsy misy ny toa nao (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MISY NY TOA ANAO
Hanaraka anao rô zanahary no tiako ô
Ho salama vatana tsy harary ny tenako
Ny voady nataoko taminao rô zanahary
Ho Hendry tsy haditra anilanao hatrany hatrany e!
Na hofaly aho na tomany
Zaho tsy hiala aminao izany
Fa Andriamanitra wjuf hitokiako e!
Sady tiako no hifaliako e!
O tsy misy ny toa anao rô zanahary e!
Ianao lay tokona eto an-tany mbola hafa ihany mbola hafa ihany
Oiah!ooie!oiah!oieh!
Hisaorako anao rô caqdhn zanahary ny fiainako ô
Tena hitako ô!fa tsy misy ny toa anao
Andriamanitra mahavonjy nanao izao rehetra izao
Tena tsapako ô!lay fahasoavana avy aminao
Feno fifaliana feno fiadanana miaraka aminao eh!
tononkira.serasera.org kpthbdp A/C:MAMY ANDRIA(2007)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barry'sVangy : 1524
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 13/01/2016 13:45