Tsy misy ny toa nao (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MISY NY TOA ANAO

Hanaraka anao rô zanahary no tiako ô
Ho salama vatana tsy harary ny tenako
Ny voady nataoko taminao rô zanahary
Ho Hendry tsy haditra anilanao hatrany hatrany e!
Na hofaly aho na tomany
Zaho tsy hiala aminao izany
Fa Andriamanitra hitokiako e!
Sady tiako no hifaliako e!
O tsy misy ny toa anao rô zanahary e!
Ianao lay tokona eto an-tany mbola hafa ihany mbola hafa ihany
Oiah!ooie!oiah!oieh!
Hisaorako anao rô zanahary ny fiainako ô
Tena hitako ô!fa tsy misy ny toa anao
Andriamanitra mahavonjy nanao izao rehetra izao
Tena tsapako ô!lay fahasoavana avy aminao
Feno fifaliana feno fiadanana miaraka aminao eh!




A/C:MAMY ANDRIA(2007)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Barry's
Hits : 1124
Likes : 0 Like
Created by : MsCorporation
Date : 13/01/2016 13:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722