Tsara jehovah (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora azy tononkira.serasera.org !misaora azy
Noho ny fitahiany antsika mianakavy
Andro tsara toy izao fahasalamana vaovao
Dia mbola fitiavany ahy sy ianao
Andriamanitro!andriamanitro ianao
Isaorako anao izao rehetra qqsm izao
Tompo hitokiako sady hifaliako
Ny fahasoavanao no efa hiriako
(Instrument)
Fa aoka hifaly isika rehetra izao
F'indreo ny zava-boahary nomeny ahy sy ianao
Ampy hiainantsika hivelomantsika
Fa ny fitiavany dia ellbjo tsy mety ritra
Ianao no heriko!vatolampiko
Ianao no tiako hitantana ny tanako
Ho hery hifikirako sy andry iankinako
Ho fanahy hiaro cfobyt n'aiza n'aiza halehako
(Instrument)
Andriamanitro!Andriamanitro ianao
Isaorako anao izao...................
Ianao no heriko vatolampiko
Ianao no tiako hitantana ny tanako..................
Noho ny fitahiany antsika mianakavy
Andro tsara toy izao fahasalamana vaovao
Dia mbola fitiavany ahy sy ianao
Andriamanitro!andriamanitro ianao
Isaorako anao izao rehetra qqsm izao
Tompo hitokiako sady hifaliako
Ny fahasoavanao no efa hiriako
(Instrument)
Fa aoka hifaly isika rehetra izao
F'indreo ny zava-boahary nomeny ahy sy ianao
Ampy hiainantsika hivelomantsika
Fa ny fitiavany dia ellbjo tsy mety ritra
Ianao no heriko!vatolampiko
Ianao no tiako hitantana ny tanako
Ho hery hifikirako sy andry iankinako
Ho fanahy hiaro cfobyt n'aiza n'aiza halehako
(Instrument)
Andriamanitro!Andriamanitro ianao
Isaorako anao izao...................
Ianao no heriko vatolampiko
Ianao no tiako hitantana ny tanako..................
--------
Rohy:
