Tsara jehovah (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora azy !misaora azy
Noho ny fitahiany antsika mianakavy
Andro tsara toy mcqbfay izao fahasalamana vaovao
Dia mbola fitiavany ahy sy ianao
Andriamanitro!andriamanitro ianao
Isaorako anao izao rehetra izao
Tompo hitokiako sady hifaliako
Ny fahasoavanao no efa hiriako
(Instrument)
Fa aoka hifaly isika rehetra izao
F'indreo ny zava-boahary nomeny ahy sy ianao
Ampy sdruxe hiainantsika hivelomantsika
Fa ny fitiavany dia tsy mety ritra
Ianao no heriko!vatolampiko
Ianao no tiako hitantana ny tanako
Ho hery hifikirako sy vxzcv andry iankinako
Ho fanahy hiaro n'aiza n'aiza halehako
(Instrument)
Andriamanitro!Andriamanitro ianao
Isaorako anao izao...................
Ianao no heriko vatolampiko
Ianao no tononkira.serasera.org tiako hitantana ny tanako..................
Noho ny fitahiany antsika mianakavy
Andro tsara toy mcqbfay izao fahasalamana vaovao
Dia mbola fitiavany ahy sy ianao
Andriamanitro!andriamanitro ianao
Isaorako anao izao rehetra izao
Tompo hitokiako sady hifaliako
Ny fahasoavanao no efa hiriako
(Instrument)
Fa aoka hifaly isika rehetra izao
F'indreo ny zava-boahary nomeny ahy sy ianao
Ampy sdruxe hiainantsika hivelomantsika
Fa ny fitiavany dia tsy mety ritra
Ianao no heriko!vatolampiko
Ianao no tiako hitantana ny tanako
Ho hery hifikirako sy vxzcv andry iankinako
Ho fanahy hiaro n'aiza n'aiza halehako
(Instrument)
Andriamanitro!Andriamanitro ianao
Isaorako anao izao...................
Ianao no heriko vatolampiko
Ianao no tononkira.serasera.org tiako hitantana ny tanako..................
--------
Link:
