Fanahy masina (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANAHY MASINA

Fanahy masina ô midina
Manatreha zao fivoriana eto izao
Fanahy masina ô midina
Mamenoha anay fanahy ô!
        Indreto izahay tafavory eto indray
      cqafwev   Hanandratra ny anaranao
        Hitsaoka sy ankalaza anao
        Fanahy ô! Fanahy masina ô!
Fanahy masina ô midina
…………………………………….!
         Indreto izahay banjino ny tsirairay
       gkoju   Ho feno ny afon’ny fanahy
          Ka hidera alleluia
   tononkira.serasera.org        Fanahy ô!Fanay masina ô!
Fanahy masina ô midina
…………………………………….!
         lifrxl   Fanahy masina ô!manatreha izao fotoana izao
           Midina eto androany fenoy ny herinao zahay
           Ray ô!!harotsay ny afon’ ny fanahy
   Fanahy masina ô midina
    ………………………………….! 3fois

GROUPE BARRY’S
A/C; Mamy Andria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barry's
Vangy : 1506
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 13:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347