Fanahy masina (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANAHY MASINA

Fanahy masina ô midina
Manatreha zao fivoriana eto izao
Fanahy masina ô midina
Mamenoha anay fanahy ô!
        Indreto izahay tafavory eto indray
        Hanandratra ny anaranao
        Hitsaoka sy ankalaza anao
   tononkira.serasera.org      Fanahy ô! Fanahy masina ô!
Fanahy masina ô midina
…………………………………….!
         Indreto izahay banjino ny tsirairay
         Ho feno ny afon’ny fanahy
xocyoe          Ka hidera alleluia
    bcolcgg       Fanahy ô!Fanay masina ô!
Fanahy masina ô midina
…………………………………….!
           Fanahy masina ô!manatreha izao fotoana izao
           Midina eto androany fenoy ny herinao zahay
           Ray ô!!harotsay ny afon’ ny fanahy
   Fanahy masina byqj ô midina
    ………………………………….! 3fois

GROUPE BARRY’S
A/C; Mamy Andria

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Barry's
Hits : 1463
Likes : 0 Like
Created by : MsCorporation
Date : 16/12/2015 13:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549