Rehefa tsy anjara (Bapasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Mbôssa) :
Manembona anao ireo fiarahana
Mamy loatra weecq akia na dia tafasaraka
Tsy mety adino, ireo soa nifanaovana
Fa tsaroana foana ireo androm-piainana
Avant-refrain :
Niezaka isika roa
Nifankatia tokoa
Nifanome toky hiara-dia
Ny ho sambatra ho doria
Refrain:
Rehefa tsy anjara, ilay fitia izay nokasaina (rehefa tsy anjara)
Na dia nikiry tokoa, fa tena isika ilay niray ftsxb fo
Rehefa tsy anjara epey ilay fitia izay nokasaina (rehefa tsy anjara)
Ilay tsy nifankafoy, voatery nifamoy, tsy nifankahita intsony... (x 2)
(Bapasy) :
Tena mafy ho ahy ny manadino anao
Dia natolotrao ilay fitia tao anatiko ao
Niezaka nanadino, tsy hitodika ireo lasa
Fa nefa anie tsy ahy, mampatsiahy ny tsy voafafa
Ilay tsikitsikinao, ilay sangisangy fanao
Ilay tononkira.serasera.org tambitambinao, ilay fitia tsy nety nankalao...
Album: "Courage foana" (2006)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BapasyVangy : 694
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hagamamytahiana2023
Daty : 05/11/2024 08:40