raha nambinina (Bandin'Ambohimiadana.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:
Raha nambinina ianao aza miavona
ny eto an-tany anie zava-poana toy ny zavona
tsinjovy ireo kamboty mahantra
fadio koa ny manao tsindry hazo lena

1-
Raha tononkira.serasera.org ny vola no tsy hitiavan-kavana ô
dia naleoko ihany tsy mba nanana
na pufx ory, na manana ianao dia tsarovy
"any am-pasana" ×2 mitovy

Fiv: .......

2-
Raha ny vola no jvlnz tsy hitiavan-janaka ô
dia tzlmlcn naleoko ihany tsy niteraka
na ory, na manana ianao dia tsarovy
"any am-pasana" ×2 mitovy


daHery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bandin'Ambohimiadana.
Vangy : 231
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DaheryJunior
Daty : 23/02/2026 19:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316