raha nambinina (Bandin'Ambohimiadana.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:
Raha nambinina ianao aza miavona
ny eto an-tany anie zava-poana toy ny zavona
tsinjovy ireo kamboty mahantra
fadio koa ny manao tsindry hazo lena

1-
Raha ny vola no tsy hitiavan-kavana ô
dia naleoko ihany tsy mba nanana
na ory, na manana ianao dia tsarovy
"any am-pasana" ×2 mitovy

Fiv: .......

2-
Raha ny vola no tsy hitiavan-janaka ô
dia naleoko ihany tsy niteraka
na ory, na manana ianao dia tsarovy
"any am-pasana" ×2 mitovy


daHery
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bandin'Ambohimiadana.
Hits : 32
Likes : 0 Like
Created by : DaheryJunior
Date : 23/02/2026 19:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326