Mozika (Babai Lugu)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yqet Tehako manano azy
Amin’ny karazany mafana.
Misinto, mikaiky fanahy, anaty vala.
Lalaoviko amin’ny fo tononkira.serasera.org tsy miangatra.
Lalaoviko fa tsy andesoko hanapoera.
Mozika io e :
Manafaky problemo,
Ndre santimantaly maqw e,
Ndre fiaina’ sarotse.
Mozika koay ze taimo ô !
‘Lahy misôma azy drako : Sambatse.
Aminao tsy very optfrr e
Aminao tsy very a
Amin’ny karazany mafana.
Misinto, mikaiky fanahy, anaty vala.
Lalaoviko amin’ny fo tononkira.serasera.org tsy miangatra.
Lalaoviko fa tsy andesoko hanapoera.
Mozika io e :
Manafaky problemo,
Ndre santimantaly maqw e,
Ndre fiaina’ sarotse.
Mozika koay ze taimo ô !
‘Lahy misôma azy drako : Sambatse.
Aminao tsy very optfrr e
Aminao tsy very a
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Babai LuguVangy : 709
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : garii
Daty : 30/09/2024 10:41
