Love (&Ayn'S)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :Dia notanterahiko avokoa
Ireo zavatra rehetra , izay tinao
Fa ra sitrakao iany koa
Inty ny foko ho atolotro anao
Refrain ×2:
Fa zaho tena love eh
Ianao io no masôva eh eh!
Mba miangavy anao
Zaho mba raiso anao
Fa zaho tena love eh !
Ianao io no masôva eh eh!
Mba miangavy anao
Zaho mba raiso anao
Couplet 2:
Fitiavako anao , tsy mba mety ho loa
Fa efa ianao , ilay mamy ny foko
Satria zaho tia , sady mankafy an-dri
Atolotro ho anareo , izay mpifankatia
.
Refrain ×2:
Fa zaho tena love eh !
Ianao io no masôva eh eh!
Mba miangavy anao
Zaho mba raiso anao
Fa zaho tena love eh !
Ianao io no masôva eh eh!
Mba miangavy anao
Zaho mba raiso anao
Ilaiko ireo tambitambinao
Ary koa ireo sangisanginao
Satria zaho tia anao
Refrain ×2:
Fa zaho tena love eh !
Ianao io no masôva eh eh!
Mba miangavy anao
Zaho mba raiso anao
Fa zaho tena love eh !
Ianao io no masôva eh eh!
Mba miangavy anao
Zaho mba raiso anao
--------
Rohy:
