Avelao (&Ayn'S)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Avelao izy handeha rehefa ianao tsy tiana
Aza forcena sao handrava ny any aoriana eh!
Efa fantatrao fa izy manana olo- tiana
Mitadiava hafa fa ny fo tsy hampijaliana
Izy tsy mandao fa raha zah enao mandao
Aza faly mila rah , sa efa zatra milalao oh
Fa ny any aoriana mety hidofitra ny sambo
Dia ho votsi-droa ka hanenina tokoa ianao

Yeh Yeh , Dia ho votsi-droa ka hanenina tokoa ianao
Ouh Ouh ,Dia ho votsi-droa ka hanenina tokoa ianao
Yeh Yeh , Dia ho votsi-droa ka hanenina tokoa ianao
Ouh Ouh Ouh

couplet 2:
Marina fa hoe nifanome no fanirina
Zaraiko ny mamy fa nomeny ny hafalina e!
Revy sa ditra samy manana olo-tiana  
Nefa mbola niaraka na ho ahy na hijaliana e!
Marina fa hoe nifanome no fanirina
Zaraiko ny mamy fa nomeny ny hafalina
Revy sa ditra samy manana olo-tiana  
Nefa mbola niaraka na ho ahy na hijaliana e!

Refrain:
Avelao izy eh , hiaina ampahasambarana
Ho anilan'ilay vadiny eh , hiaina ampiadanana
Fa efa vita anie , ny sitrapo nareo roa
Efa vita mariage izy , ka mahaiza mionona ny fo

Ouh ouh ouh ouh ouh}×4

Couplet 3:
Izy tsy mila anao , ianao tsy tia izy
Fa filany nofo iany , kilalao ny azy sy ianao oh
Rendrarendra iany , tsy ampy angah ny mamy
Aoka izay ny rafinao fa ilay vadinao no hajao oh

Refrain:
Avelao izy eh , hiaina ampahasambarana
Ho anilan'ilay vadiny eh , hiaina ampiadanana
Fa efa vita anie , ny sitraponareo roa
Efa vita mariage izy , ka mahaiza mionona ny fo
Avelao izy eh , hiaina ampahasambarana
Ho anilan'ilay vadiny eh , hiaina ampiadanana
Fa efa vita anie , ny sitraponareo roa
Efa vita mariage izy , ka mahaiza mionona ny fo
....

Aoka izay eh , ny fampirafesanao
Aoka izay , ny fampirafesanao viavy eh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : &Ayn'S
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fandi
Daty : 05/03/2026 16:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0436